|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  halamaina
Fototeny  2 lama
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao mora mampibolisatra: Nohalamain' ny orana ny lalona ka mitandrema tsara [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be made slippery [1.2, 1.7]
10 to be smoothed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on rend glissant [1.3, 1.8]
12 qu'on rend lisse [1.8]
Ohatra  13  Nohalamain' ny ranonorana ity làlana ity (La pluie a rendu ce chemin glissant) [1.3#378]

Teny iditra (2/2) 14  hala maina
Singan-teny  15 hala, 16 maina
Sokajin-teny  17  kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  18 haine sans motif [2.415]
Voambolana  19  Ontam-po
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  hala maina, halamaina, 21 ilamahana, 22 mahalaina, 23 mahaliana

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/13